'Lay zanaky ny Ray (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andao hitsaoka ny mpamonjy
Fa tonga Izy mba ho mvacr famonjena anao
Amboary androany ny fonao mba lral ho Mendrika ny anarany
Izy 'lay zanaky ny Ray
Hamonjy izao tontolo izao
'Reo tononkira.serasera.org izay mino sy mahatoky Azy
No ho sambatra mandrakizay
Tsy mba toera-manan-daza
No toera-nandraisana ny Tomponao
Kanefa nanetry tena tao
Noho ny amiko sy ny aminao
Ampandrosoy ao am-ponao
Jeso, 'lay zanaky waydpuqs ny Ray
F'Izy no hitondra fifaliana
Sy fiadanana mandrakizay
Fa tonga Izy mba ho mvacr famonjena anao
Amboary androany ny fonao mba lral ho Mendrika ny anarany
Izy 'lay zanaky ny Ray
Hamonjy izao tontolo izao
'Reo tononkira.serasera.org izay mino sy mahatoky Azy
No ho sambatra mandrakizay
Tsy mba toera-manan-daza
No toera-nandraisana ny Tomponao
Kanefa nanetry tena tao
Noho ny amiko sy ny aminao
Ampandrosoy ao am-ponao
Jeso, 'lay zanaky waydpuqs ny Ray
F'Izy no hitondra fifaliana
Sy fiadanana mandrakizay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaVangy : 1046
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : daryprod
Daty : 22/03/2022 17:36
