'Lay zanaky ny Ray (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andao hitsaoka ny mpamonjy
Fa tonga Izy mba ho famonjena nruknh anao
Amboary androany ny fonao mba ho Mendrika ny anarany

Izy 'lay zanaky ny Ray
Hamonjy izao tontolo izao
'Reo izay mino sy ychvb mahatoky Azy
No ho sambatra mandrakizay

Tsy mba toera-manan-daza
No toera-nandraisana ny opmfdg Tomponao
Kanefa nanetry tena tononkira.serasera.org tao
Noho ny amiko sy ny aminao

Ampandrosoy ao am-ponao
Jeso, 'lay zanaky ny Ray
F'Izy no hitondra fifaliana
Sy fiadanana mandrakizay

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0298