'Lay zanaky ny Ray (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andao hitsaoka oiev ny mpamonjy
Fa tonga Izy mba ho famonjena anao
Amboary androany ny fonao mba ho tononkira.serasera.org Mendrika ny anarany

Izy 'lay zanaky ny Ray
Hamonjy izao tontolo izao
'Reo izay mino sy mahatoky dmilthb Azy
No ho sambatra mandrakizay

Tsy mba toera-manan-daza
No toera-nandraisana ny Tomponao
Kanefa nanetry tena tao
Noho ijbisdn ny amiko sy ny aminao

Ampandrosoy ao am-ponao
Jeso, 'lay zanaky ny Ray
F'Izy no hitondra fifaliana
Sy fiadanana mandrakizay

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0373