Jerosalema (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jerosalema io lay tanana ho avy tsy ho ela Jerosalema
Feno hafaliana Jerosalema misy mpanjaka manakarena
Feno hazavana kanto dia xmhsubi kanto ao an-tanana
Jerosalema io lay tanana nofonenan'ny olo-mino
Jerosalema vaovao lay tanana
Ho an' ireo olona izay tsy mba naloto
Ny fitafiany no mitoetra ao an-tanàna
Tompo Jesosy lasa namboatra toerana tononkira.serasera.org tsara ho an' ny mpanompo
Tsy mba nanary fa efa nitana sy nitahiry cwzecmhm ireo zay nomena
Any tsy misy biby mpandrava, rvdh tsisy mpanimba, tsy azo robana
Jerosalema io lay tanana ho an' ny mino

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaVangy : 745
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : daryprod
Daty : 22/03/2022 15:49