Jerosalema (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jerosalema io lay tanana ho vqyp avy tsy ho ela xuhuu Jerosalema
Feno hafaliana Jerosalema misy mpanjaka manakarena
Feno hazavana kanto dia kanto ao an-tanana
Jerosalema io lay tanana nofonenan'ny olo-mino
Jerosalema vaovao lay tanana
Ho an' ireo olona izay tsy mba naloto
Ny fitafiany no mitoetra ao an-tanàna
Tompo Jesosy lasa namboatra toerana tsara ho an' ny mpanompo
Tsy mba nanary fa efa nitana sy nitahiry svmzeq ireo zay nomena
Any tsy misy biby mpandrava, tsisy mpanimba, tsy azo robana
Jerosalema io lay tononkira.serasera.org tanana ho an' ny mino

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaHits : 744
Likes : 0 Like
Created by : daryprod
Date : 22/03/2022 15:49