Jerosalema (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jerosalema io lay tanana ho avy tsy ho ela Jerosalema
Feno hafaliana Jerosalema misy mpanjaka manakarena
Feno hazavana kanto dia kanto ao njsz an-tanana
Jerosalema io lay tanana nofonenan'ny kvvm tononkira.serasera.org olo-mino
Jerosalema vaovao lay tanana
Ho an' ireo olona izay tsy mba naloto
Ny fitafiany no mitoetra ao an-tanàna
Tompo Jesosy lasa namboatra toerana tsara ho an' ny mpanompo
Tsy mba nanary fa efa nitana sy nitahiry ireo zay nomena
Any tsy misy biby mpandrava, tsisy eflkclm mpanimba, tsy azo robana
Jerosalema io lay tanana ho an' ny mino

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaVisites : 743
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : daryprod
Date : 22/03/2022 15:49