Izao no faniriako (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miantso ivix tononkira.serasera.org anao re mba valio miandradra ka todio
Ireto mpianatrao
Ry fanahy masina o mpanazava ny aizim-poko
Fongory re iala
Mpanadio ny foko ianao anio aho mba sasao
ho eurjwxg lapanao vaovao
ity fihevitra maloto esory sy fafao
fa tsy avy any aminao
Ampaherezo aho raha toa ka hitanao ny foko lavitra anao
te iantoraka aminao, ny ratsy anefa injao mandrebireby ahy
Jinjao kapao exwcixzj fa ireny no mpanimba
tsy handraisako anao sy inoako ihany koa
an' ilay mpahary

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaVangy : 656
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : daryprod
Daty : 22/03/2022 14:18