Izao no faniriako (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miantso anao re mba valio miandradra ka todio
Ireto mpianatrao
Ry fanahy masina o mpanazava ny aizim-poko
Fongory re iala
Mpanadio ny foko ianao anio aho mba sasao
ho cinxgt lapanao vaovao
ity fihevitra maloto esory sy fafao
fa tsy otpsa avy any tononkira.serasera.org aminao
Ampaherezo aho raha toa ka hitanao ny foko lavitra anao
te iantoraka aminao, ny ratsy anefa injao mandrebireby xyrlp ahy
Jinjao kapao fa ireny no mpanimba
tsy handraisako anao sy inoako ihany koa
an' ilay mpahary

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaHits : 573
Likes : 0 Like
Created by : daryprod
Date : 22/03/2022 14:18