Izao no faniriako (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miantso anao re mba valio miandradra ka todio
Ireto mpianatrao
Ry fanahy masina o mpanazava ny aizim-poko
Fongory re iala
Mpanadio ny foko lmet ianao anio aho mba sasao
ho lapanao guibjv vaovao
ity fihevitra maloto esory sy fafao
fa cesqelr tsy avy any aminao
Ampaherezo aho raha toa ka hitanao ny foko lavitra anao
te iantoraka aminao, ny ratsy anefa injao mandrebireby ahy
Jinjao kapao fa ireny no mpanimba
tsy tononkira.serasera.org handraisako anao sy inoako ihany koa
an' ilay mpahary

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaVisites : 655
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : daryprod
Date : 22/03/2022 14:18