Ampidiro aloha ny tenimiafina
Isaoranay (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Isaoranay Tompo o czklcez ny herinao
Fa manankasina sy aina vaovao
Ny teninao no fanilo uqufl entinay
Ny tenanao mofon'aina ho anay
Aro ampinga ho an'ny fanahy
Fanatenana hijoroako ho sahy
Aro ny fo sy ny saina aminay
Ny teninao vahatra bmwnlprs mampiray
Ka hira tononkira.serasera.org soa fiderana ho anao
Ho rehareha anay koa ny anaranao
Ny fo, fanahy sy ny saina aminay
Hihira sy hankalaza ny Ray
Fa manankasina sy aina vaovao
Ny teninao no fanilo uqufl entinay
Ny tenanao mofon'aina ho anay
Aro ampinga ho an'ny fanahy
Fanatenana hijoroako ho sahy
Aro ny fo sy ny saina aminay
Ny teninao vahatra bmwnlprs mampiray
Ka hira tononkira.serasera.org soa fiderana ho anao
Ho rehareha anay koa ny anaranao
Ny fo, fanahy sy ny saina aminay
Hihira sy hankalaza ny Ray
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaVangy : 627
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : daryprod
Daty : 22/03/2022 15:49
