Isaoranay (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Isaoranay Tompo o ckopk ny herinao
Fa manankasina zlfgis sy aina vaovao
Ny teninao no fanilo entinay
Ny tenanao mofon'aina ho anay

Aro ampinga tononkira.serasera.org ho an'ny fanahy
Fanatenana hijoroako ho cibligf sahy
Aro ny fo sy ny saina aminay
Ny teninao vahatra mampiray

Ka hira soa fiderana ho anao
Ho rehareha anay koa ny anaranao
Ny fo, fanahy sy ny saina aminay
Hihira sy hankalaza ny Ray

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.6005