Ampidiro aloha ny tenimiafina
Isaoranay (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Isaoranay Tompo o ny gjav herinao
Fa manankasina sy aina vaovao
Ny stoum teninao no fanilo entinay
Ny tenanao mofon'aina ho anay
Aro ampinga ho an'ny fanahy
Fanatenana hijoroako ho sahy
Aro ny fo sy ny saina wrvmca aminay
Ny tononkira.serasera.org teninao vahatra mampiray
Ka hira soa fiderana ho anao
Ho rehareha anay koa ny anaranao
Ny fo, fanahy sy ny saina aminay
Hihira sy hankalaza ny Ray
Fa manankasina sy aina vaovao
Ny stoum teninao no fanilo entinay
Ny tenanao mofon'aina ho anay
Aro ampinga ho an'ny fanahy
Fanatenana hijoroako ho sahy
Aro ny fo sy ny saina wrvmca aminay
Ny tononkira.serasera.org teninao vahatra mampiray
Ka hira soa fiderana ho anao
Ho rehareha anay koa ny anaranao
Ny fo, fanahy sy ny saina aminay
Hihira sy hankalaza ny Ray
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaHits : 582
Likes : 0 Like
Created by : daryprod
Date : 22/03/2022 15:49
