Ho avy tokoa (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa notoriana taminao
Famonjena imkdofy vitan'ny Jeso Kristy
Tsy nahoanao, tsy fnqf noraisinao
Teny soa famonjena anao
Miantso anao ry mpiodina o
lay Tompo tia miantso hoe avia
lay Tompo soa sy be indra fo
tsy mahafoy anao

Tsy nafoiny ianao ry mpiodina o
Fa ykepnvrp namoy ny ainy ho anao Kristy
Hanadinana ahy, handatsana anao
Tadidio ny andro anio izao
Ho avy tokoa Tompo Jeso
Amin'ny tononkira.serasera.org andro izay tsy fantatrao
Fo sy fanahy no hitsarana ahy
Amin'ny andro farany

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0319