Ho avy tokoa (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa notoriana taminao
Famonjena vitan'ny Jeso mwcs Kristy
Tsy nahoanao, tsy noraisinao
Teny soa famonjena anao
Miantso anao ry mpiodina o
lay Tompo tia miantso hoe avia
lay Tompo soa osrdox sy be tononkira.serasera.org indra fo
tsy mahafoy anao
Tsy nafoiny ianao petv ry mpiodina o
Fa namoy ny ainy ho anao Kristy
Hanadinana ahy, handatsana anao
Tadidio ny andro anio izao
Ho avy tokoa Tompo Jeso
Amin'ny andro izay tsy fantatrao
Fo sy fanahy no hitsarana ahy
Amin'ny andro farany
Famonjena vitan'ny Jeso mwcs Kristy
Tsy nahoanao, tsy noraisinao
Teny soa famonjena anao
Miantso anao ry mpiodina o
lay Tompo tia miantso hoe avia
lay Tompo soa osrdox sy be tononkira.serasera.org indra fo
tsy mahafoy anao
Tsy nafoiny ianao petv ry mpiodina o
Fa namoy ny ainy ho anao Kristy
Hanadinana ahy, handatsana anao
Tadidio ny andro anio izao
Ho avy tokoa Tompo Jeso
Amin'ny andro izay tsy fantatrao
Fo sy fanahy no hitsarana ahy
Amin'ny andro farany
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaVisites : 530
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : daryprod
Date : 22/03/2022 17:35
