Ho avy tokoa (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa notoriana taminao
Famonjena vitan'ny Jeso Kristy
Tsy nahoanao, qmrur tsy noraisinao
Teny soa famonjena anao
Miantso anao ry mpiodina o
lay Tompo tia miantso hoe avia
lay Tompo soa rikd sy be indra fo
tsy mahafoy anao
Tsy nafoiny ianao ry mpiodina o
Fa namoy ny ainy ho anao Kristy
Hanadinana ahy, handatsana anao
Tadidio ny andro yqzkct anio izao
Ho tononkira.serasera.org avy tokoa Tompo Jeso
Amin'ny andro izay tsy fantatrao
Fo sy fanahy no hitsarana ahy
Amin'ny andro farany
Famonjena vitan'ny Jeso Kristy
Tsy nahoanao, qmrur tsy noraisinao
Teny soa famonjena anao
Miantso anao ry mpiodina o
lay Tompo tia miantso hoe avia
lay Tompo soa rikd sy be indra fo
tsy mahafoy anao
Tsy nafoiny ianao ry mpiodina o
Fa namoy ny ainy ho anao Kristy
Hanadinana ahy, handatsana anao
Tadidio ny andro yqzkct anio izao
Ho tononkira.serasera.org avy tokoa Tompo Jeso
Amin'ny andro izay tsy fantatrao
Fo sy fanahy no hitsarana ahy
Amin'ny andro farany
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaHits : 532
Likes : 1 Like
Created by : daryprod
Date : 22/03/2022 17:35
