Hianareo (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hianareo izay manaiky fa tsy nanda ny irak' I Jesosy
Hianareo izay nanolotena ho mpianatry Jesosy
Hianareo izay mijoro ho vavolombelon' I Jesosy
Hianareo eny hianareo no fahazavan'izao tontolo izao
Mitsangana hianareo o mandehana ldny hianareo
Fa maro be izay mitoloko miantso mila famonjena
Hanjakan'ny fahoriana e handevozin'ny satana
Ka vonjeo fa mitaraina ireo namanao
Hianareo nanolotena ho mpianatry ny Tompo
Hianareo izay sahy gvkunmv mijoro ho vavolombelon'i Jesosy
Mandehana uuzjir hazavao ny fon'ireo izay mitalaho
Mijoroa ka misehoa e mba ho fanatatry ny olona
Fa ianareo no fahazavan'izao tontolo tononkira.serasera.org izao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaVangy : 534
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : daryprod
Daty : 22/03/2022 15:13