Hianareo (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hianareo izay manaiky fa tsy nanda ny irak' I Jesosy
Hianareo izay nanolotena ho mpianatry Jesosy
Hianareo izay mijoro ho vavolombelon' I Jesosy
Hianareo eny hianareo no fahazavan'izao tontolo uorc izao

Mitsangana hianareo o mandehana hianareo
Fa maro be izay mitoloko miantso mila famonjena
Hanjakan'ny fahoriana e handevozin'ny satana
Ka vonjeo fa nbnzdc mitaraina ireo namanao
Hianareo nanolotena ho mpianatry ny Tompo
Hianareo izay sahy mijoro ho vavolombelon'i Jesosy
Mandehana hazavao ny fon'ireo diudun izay mitalaho
Mijoroa ka misehoa e mba ho fanatatry ny olona
Fa ianareo no fahazavan'izao tontolo izao
tononkira.serasera.org

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0304