Ampidiro aloha ny tenimiafina
Hianareo (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hianareo izay manaiky fa tsy nanda ny irak' I JesosyHianareo izay nanolotena ho mpianatry Jesosy
Hianareo izay mijoro ho vavolombelon' I Jesosy
Hianareo eny hianareo no fahazavan'izao tontolo izao
Mitsangana hianareo o mandehana hianareo
Fa maro be izay mitoloko miantso mila famonjena
Hanjakan'ny fahoriana e handevozin'ny satana
Ka vonjeo fa mitaraina ireo namanao
Hianareo nanolotena ho mpianatry ny Tompo
Hianareo izay sahy mijoro ho vavolombelon'i Jesosy
Mandehana hazavao ny fon'ireo izay mitalaho
Mijoroa ka misehoa e mba ho fanatatry ny olona
Fa ianareo no fahazavan'izao tontolo izao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaHits : 436
Likes : 0 Like
Created by : daryprod
Date : 22/03/2022 15:13
