He sambatra aho fa voavonjy (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
He coblwi sabatra aho fa voavonjy
Afaka ny gadrako
'Zaho zay mpanota, andevon'ota
Nefa voaisa handova lanitra
Oh haleloia sambatra aho Jeso
Sambatra aho fa avotra
Misaotra Anao aho Tompoko
Fa tsy nisainao ppwajl heloka aho
Nandao ahy reo moksn naman-dratsy
Rehefa tsy nanaraka azy aho
Nefa ny foko resin'ny tononkira.serasera.org Tompo
Ka dia natorony lalam-baovao indray
He hitako ny lalan-tsara izao
Ka izorako Jesosy ô
Azoko ny famponjena
Ka dia ho tanako mandrakizay
Afaka ny gadrako
'Zaho zay mpanota, andevon'ota
Nefa voaisa handova lanitra
Oh haleloia sambatra aho Jeso
Sambatra aho fa avotra
Misaotra Anao aho Tompoko
Fa tsy nisainao ppwajl heloka aho
Nandao ahy reo moksn naman-dratsy
Rehefa tsy nanaraka azy aho
Nefa ny foko resin'ny tononkira.serasera.org Tompo
Ka dia natorony lalam-baovao indray
He hitako ny lalan-tsara izao
Ka izorako Jesosy ô
Azoko ny famponjena
Ka dia ho tanako mandrakizay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaVangy : 944
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : daryprod
Daty : 17/03/2021 15:46
