He sambatra aho fa voavonjy (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
He sabatra aho fa voavonjy
Afaka ny gadrako
'Zaho zay mpanota, andevon'ota
Nefa voaisa handova lanitra

Oh haleloia sambatra aho Jeso
Sambatra aho fa tononkira.serasera.org avotra
Misaotra Anao oketoq aho Tompoko
Fa tsy nisainao heloka aho

Nandao ahy reo naman-dratsy
Rehefa tsy nanaraka azy aho
Nefa ny foko resin'ny Tompo
Ka dia natorony lalam-baovao indray

He hitako ny lalan-tsara izao
Ka lylbzfmr izorako Jesosy ô
Azoko ny famponjena
Ka dia jsimyndf ho tanako mandrakizay

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0344