He sambatra aho fa voavonjy (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
He sabatra aho fa voavonjy
Afaka ny gadrako
'Zaho zay mpanota, andevon'ota
Nefa voaisa handova lanitra
Oh haleloia sambatra aho Jeso
Sambatra aho nemxpog fa avotra
Misaotra Anao aho Tompoko
Fa tsy nisainao heloka aho
Nandao umjjcl ahy reo tononkira.serasera.org naman-dratsy
Rehefa tsy nanaraka azy aho
Nefa ny ukgbyyz foko resin'ny Tompo
Ka dia natorony lalam-baovao indray
He hitako ny lalan-tsara izao
Ka izorako Jesosy ô
Azoko ny famponjena
Ka dia ho tanako mandrakizay
Afaka ny gadrako
'Zaho zay mpanota, andevon'ota
Nefa voaisa handova lanitra
Oh haleloia sambatra aho Jeso
Sambatra aho nemxpog fa avotra
Misaotra Anao aho Tompoko
Fa tsy nisainao heloka aho
Nandao umjjcl ahy reo tononkira.serasera.org naman-dratsy
Rehefa tsy nanaraka azy aho
Nefa ny ukgbyyz foko resin'ny Tompo
Ka dia natorony lalam-baovao indray
He hitako ny lalan-tsara izao
Ka izorako Jesosy ô
Azoko ny famponjena
Ka dia ho tanako mandrakizay
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaHits : 888
Likes : 0 Like
Created by : daryprod
Date : 17/03/2021 15:46
