Hafatr'i Jesosy Tompo (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hafatry Jesosy qbid Tompo izay napetrany amintsika
Mifankatiava ianareo ho toy ny hitiavako anareo
Fa io no marika manokana hamatarana ny mpianatro
Fa izao tontolo yehhmew izao tsy manana an' tononkira.serasera.org io fifankatiavana zqepbv io

Fa ireto telo ireto no mitoetra amin'ny andro farany
Dia ny finoana sy fanantenana ary ny fitiavana
Fa ny zava-dehibe indrindra dia ny fitiavana
Ka mifankatiava ianareo sy mifanaja f'izay no hafatr'i Jesosy

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0542