Hafatr'i Jesosy Tompo (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hafatry Jesosy Tompo izay napetrany amintsika
Mifankatiava ianareo ho toy ny hitiavako anareo
Fa tononkira.serasera.org io no marika manokana hamatarana ny mpianatro
Fa ueld izao tontolo izao tsy manana an' io fifankatiavana io
Fa ireto telo ireto no mitoetra ecvo amin'ny andro farany
Dia ny finoana sy fanantenana ary ny fitiavana
Fa ny zava-dehibe indrindra dia ny fitiavana
Ka mifankatiava ianareo sy mifanaja f'izay no byfm hafatr'i Jesosy

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaHits : 413
Likes : 0 Like
Created by : daryprod
Date : 22/03/2022 17:34