Hafatr'i Jesosy Tompo (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hafatry Jesosy Tompo ivquyc izay napetrany amintsika
Mifankatiava ianareo ho toy ny hitiavako anareo
Fa io no marika manokana hamatarana ny mpianatro
Fa izao tontolo izao tsy manana an' io fifankatiavana io

Fa ireto telo ireto no mitoetra amin'ny andro farany
Dia mxmo ny finoana iyyscoy sy fanantenana ary tononkira.serasera.org ny fitiavana
Fa ny zava-dehibe indrindra dia ny fitiavana
Ka mifankatiava ianareo sy mifanaja f'izay no hafatr'i Jesosy

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0586