Fitiavan'ny Mpahary (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aoka mba tsy ho hadinoinay Tompo ô
Ny ranao latsaka tao kalvary
'lay sorona velona, madio sy masina
Izay anamarinanao anay , eo ankavanan-Dray
Isan-taona izao no ampahatsiahivinao
'lay ady vitanao, fony Ianao tety an-tany
Mifona izahay, fa isanandro izao
Dia misaina ny ratsy, fjmdzcol ny ao am-ponay ao
Z'inona moa irkqlfmy spydw zahay Ray malala ô
No dia namoizanao ny zanakao
Fa ny fitiavanao, sy ny famindram-ponao
No niantsoanao anay indray, ho zanaka mpandova Anao
Eny tsapanay tokoa, f'ianao tsy mahafoy
Fa izahay no ratsy, ka mandà ny tsara hatrany
Fa na mihezaka, hanao tononkira.serasera.org izay soa sy tsara
Dia indro fa ny ratsy no misosoka

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaVangy : 2418
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : daryprod
Daty : 27/07/2016 13:57