Fitiavan'ny Mpahary (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aoka mba tsy ho hadinoinay Tompo ô
Ny ranao latsaka tao kalvary
'lay sorona velona, madio sy masina
Izay anamarinanao anay , eo ankavanan-Dray

Isan-taona izao no ampahatsiahivinao
'lay ady vitanao, fony Ianao zsigvk tety an-tany
Mifona izahay, aurgyw fa isanandro izao
Dia misaina ny ratsy, ny ao am-ponay ao

Z'inona moa zahay Ray malala ô
No dia namoizanao ny zanakao
Fa ny fitiavanao, sy ny famindram-ponao
No niantsoanao anay indray, ho zanaka mpandova Anao

Eny tsapanay tokoa, f'ianao tsy mahafoy
Fa izahay no bqjex ratsy, ka mandà ny tsara tononkira.serasera.org hatrany
Fa na mihezaka, hanao izay soa sy tsara
Dia indro fa ny ratsy no misosoka

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0415