Aza mandany andro (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
aza mandany andro ny handeha hivavaka
Aza mandany hery raha toa feno aizana ianao
Raha tsy mahay qpjl mamela ny helok'ireo fahavalonao
Ny lanitra ho anao dia lanitra feno fitiavana
Ka aoka tsy ho diso hevitra amin'ny toetra Ianao
Miova (tiavo ny ankohonanao)
Miova (tiavo uldowjq ny rahalahinao)
Miova raiso Jesosy
Miova tononkira.serasera.org (diovy ny sainao anio)
Miova (manaova ipiog saina madio)
Dia ho ao aminao Jesosy

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaVangy : 904
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : daryprod
Daty : 22/03/2022 12:14