Ampidiro aloha ny tenimiafina
Fitiavan'ny Mpahary (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aoka mba tsy ho hadinoinay Tompo ô
Ny ranao latsaka tao kalvary
'lay sorona velona, madio sy masina
Izay anamarinanao utsw anay , eo ankavanan-Dray
Isan-taona izao no ampahatsiahivinao
'lay ady vitanao, fony Ianao tety an-tany
Mifona izahay, bzfsgx fa isanandro izao
Dia misaina ny ratsy, ny ao am-ponay ao
Z'inona moa zahay Ray malala ô
No dia wggpu namoizanao ny zanakao
Fa ny fitiavanao, sy ny famindram-ponao
No niantsoanao anay indray, tononkira.serasera.org ho zanaka mpandova Anao
Eny tsapanay tokoa, f'ianao tsy mahafoy
Fa izahay no ratsy, ka mandà ny tsara hatrany
Fa na mihezaka, hanao izay soa sy tsara
Dia indro fa ny ratsy no misosoka
Ny ranao latsaka tao kalvary
'lay sorona velona, madio sy masina
Izay anamarinanao utsw anay , eo ankavanan-Dray
Isan-taona izao no ampahatsiahivinao
'lay ady vitanao, fony Ianao tety an-tany
Mifona izahay, bzfsgx fa isanandro izao
Dia misaina ny ratsy, ny ao am-ponay ao
Z'inona moa zahay Ray malala ô
No dia wggpu namoizanao ny zanakao
Fa ny fitiavanao, sy ny famindram-ponao
No niantsoanao anay indray, tononkira.serasera.org ho zanaka mpandova Anao
Eny tsapanay tokoa, f'ianao tsy mahafoy
Fa izahay no ratsy, ka mandà ny tsara hatrany
Fa na mihezaka, hanao izay soa sy tsara
Dia indro fa ny ratsy no misosoka
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaVisites : 2365
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : daryprod
Date : 27/07/2016 13:57
