Fanahy mahery (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Moa ianao tanora mahatsiaro tena
Mahatsapa fa te handroso koa
Moa ianao tanora mahatsiaro tena
Mahatsapa fa te hampandroso koa
Zay rehetra tsy ho vitan'ny hery
Ary koa sahanin'ny vola
Mbola ao ny herin'ny pqvtia fanahy
Mahatonga ahy olona ho sahy

Faharipo ary no ilaina, fanetretena ihany koa
Faminanina ankamatatra arahin'ny teny mbola tsy fantatra

Fa ianao ry fanahy rmcoe masina o
Mirotsaha be dia be unxj tokoa
Toy izay niainanay tononkira.serasera.org taloha
Ankehitriny mbola hampifoha
Atoroy reo tsy mahalala
Sy tariho fa zanaka malala
Aiza ianao ry Fanahy Mahery
Indreto izahay miandradra mijery

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0335