Fanahy mahery (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Moa ianao tanora mahatsiaro tena
Mahatsapa fa te handroso koa
Moa ianao tanora mahatsiaro tena
Mahatsapa fa te hampandroso vzvkvyei koa
Zay rehetra tsy ho vitan'ny hixepls hery
Ary koa sahanin'ny vola
Mbola ao ny herin'ny fanahy
Mahatonga ahy olona ho sahy
Faharipo ary no ilaina, fanetretena ihany koa
Faminanina ankamatatra arahin'ny teny mbola tsy fantatra
Fa ianao ry fanahy masina o
Mirotsaha be dia be tokoa
Toy izay niainanay taloha
Ankehitriny mbola hampifoha
Atoroy reo tsy tononkira.serasera.org mahalala
Sy tariho fa zanaka malala
Aiza ianao ry Fanahy mhjpuw Mahery
Indreto izahay miandradra mijery

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaVisites : 639
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : daryprod
Date : 22/03/2022 17:36