Fanahy mahery (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Moa ianao tanora mahatsiaro tena
Mahatsapa fa tononkira.serasera.org te handroso koa
Moa ianao tanora mahatsiaro tena
Mahatsapa kttm fa te hampandroso koa
Zay rehetra tsy ho vitan'ny hery
Ary koa sahanin'ny vola
Mbola ao ny herin'ny fanahy
Mahatonga ahy olona ho sahy

Faharipo ary no ilaina, fanetretena ihany koa
Faminanina ankamatatra arahin'ny teny mbola tsy fantatra

Fa ianao ry mmkgw fanahy masina o
Mirotsaha be dia be tokoa
Toy izay niainanay taloha
Ankehitriny mbola hampifoha
Atoroy reo qmfxfwn tsy mahalala
Sy tariho fa zanaka malala
Aiza ianao ry Fanahy Mahery
Indreto izahay miandradra mijery

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0306