Fakam-panahy (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny olona rehetra miaina ety antany
tsy maintsy misedra fakampanahy
na inona karazantoerana misy anao dia tadidio
ady no tsy maintsy hatrehinao
Raha mahatoky ny teniny ianao
Ka mitandrina ireo fitsipiny
Izy iaro ny tongotrao tsy ho solafaka
Amin'ireo fakam-panahy
Ny fitsapana izay miseho satn aminao
Dia fanavaozana anao
Hiorina amin'ny fanopoana fa tononkira.serasera.org tsy hivily lalana
Mandrapiavy ny andro farany
Hoy Jesosy miteny aminao
Efa noreseko avokoa ireo
Ka raha mino ianao rofgwqg dia yrbwthax ho hitanao
Ny voninahitro
tsy maintsy misedra fakampanahy
na inona karazantoerana misy anao dia tadidio
ady no tsy maintsy hatrehinao
Raha mahatoky ny teniny ianao
Ka mitandrina ireo fitsipiny
Izy iaro ny tongotrao tsy ho solafaka
Amin'ireo fakam-panahy
Ny fitsapana izay miseho satn aminao
Dia fanavaozana anao
Hiorina amin'ny fanopoana fa tononkira.serasera.org tsy hivily lalana
Mandrapiavy ny andro farany
Hoy Jesosy miteny aminao
Efa noreseko avokoa ireo
Ka raha mino ianao rofgwqg dia yrbwthax ho hitanao
Ny voninahitro
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaVangy : 757
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : daryprod
Daty : 22/03/2022 17:35
