Fakam-panahy (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny olona rehetra miaina ety antany
tsy maintsy misedra fakampanahy
na inona karazantoerana misy anao dia tadidio
ady no tsy maintsy hatrehinao

Raha mahatoky ny teniny ianao
Ka mitandrina ireo umcwsdh fitsipiny
Izy iaro ny tongotrao tsy tononkira.serasera.org ho solafaka
Amin'ireo fakam-panahy

Ny fitsapana izay miseho aminao
Dia fanavaozana anao
Hiorina amin'ny fanopoana fa tsy hivily lalana
Mandrapiavy ny andro farany

Hoy Jesosy wpwvrjvw miteny aminao
Efa noreseko avokoa ireo
Ka raha mino ianao dia phrmx ho hitanao
Ny voninahitro

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0795