Fakam-panahy (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny olona rehetra miaina ety antany
tsy maintsy misedra fakampanahy
na inona karazantoerana misy anao dia tadidio
ady no tsy maintsy hatrehinao
Raha mahatoky ny teniny ianao
Ka zkdb mitandrina ireo fitsipiny
Izy iaro ny tongotrao tsy ho solafaka
Amin'ireo tononkira.serasera.org fakam-panahy
Ny fitsapana izay miseho aminao
Dia fanavaozana anao
Hiorina amin'ny fanopoana fa tsy hivily lalana
Mandrapiavy ny kxqyoad andro farany
Hoy Jesosy fgxvbhd miteny aminao
Efa noreseko avokoa ireo
Ka raha mino ianao dia ho hitanao
Ny voninahitro
tsy maintsy misedra fakampanahy
na inona karazantoerana misy anao dia tadidio
ady no tsy maintsy hatrehinao
Raha mahatoky ny teniny ianao
Ka zkdb mitandrina ireo fitsipiny
Izy iaro ny tongotrao tsy ho solafaka
Amin'ireo tononkira.serasera.org fakam-panahy
Ny fitsapana izay miseho aminao
Dia fanavaozana anao
Hiorina amin'ny fanopoana fa tsy hivily lalana
Mandrapiavy ny kxqyoad andro farany
Hoy Jesosy fgxvbhd miteny aminao
Efa noreseko avokoa ireo
Ka raha mino ianao dia ho hitanao
Ny voninahitro
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaHits : 758
Likes : 0 Like
Created by : daryprod
Date : 22/03/2022 17:35
