Efa elaela izay (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Efa elaela izay tsy teo ianao
tsy gykoyov tonga namonjy ny fiaraha mivavaka
Ny dabilio tononkira.serasera.org mpisy anao, mangatsiaka
vovoka no agih sisa no nameno teo

ref :Aza Adino hoy aho, aza adino e
ny fiarahantsika mivavaka
sao dia zary mangatsiaka indray
ilay finoana efa nananana

2.Ny adim-piainana no tsy namela ahy
hamonjy ny fbwypm fiarahana mivavaka
tsy adino sanatria ny famonjena
Zay natolotr'i Jesosy ho an'ny tena

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.0266