Efa elaela izay (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Efa elaela izay tsy teo ianao
tsy tonga namonjy ny tononkira.serasera.org fiaraha mivavaka
Ny dabilio mpisy anao, mangatsiaka
vovoka vvmphqwr no sisa no nameno teo

ref ucbw :Aza Adino hoy aho, aza adino e
ny fiarahantsika mivavaka
sao cnyomrw dia zary mangatsiaka indray
ilay finoana efa nananana

2.Ny adim-piainana no tsy namela ahy
hamonjy ny fiarahana mivavaka
tsy adino sanatria ny famonjena
Zay natolotr'i Jesosy ho an'ny tena

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.6253