Efa elaela izay (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Efa elaela izay tsy teo ianao
tsy tonga namonjy ny fiaraha mivavaka
Ny dabilio mpisy anao, mangatsiaka
vovoka no lbdr sisa no nameno nmalpdeg teo
ref :Aza Adino hoy aho, aza adino e
ny fiarahantsika mivavaka
sao dia zary mangatsiaka indray
ilay finoana efa tononkira.serasera.org nananana
2.Ny adim-piainana no tsy namela ahy
hamonjy ny fiarahana mivavaka
tsy adino sanatria ny famonjena
Zay jyewfdjc natolotr'i Jesosy ho an'ny tena
tsy tonga namonjy ny fiaraha mivavaka
Ny dabilio mpisy anao, mangatsiaka
vovoka no lbdr sisa no nameno nmalpdeg teo
ref :Aza Adino hoy aho, aza adino e
ny fiarahantsika mivavaka
sao dia zary mangatsiaka indray
ilay finoana efa tononkira.serasera.org nananana
2.Ny adim-piainana no tsy namela ahy
hamonjy ny fiarahana mivavaka
tsy adino sanatria ny famonjena
Zay jyewfdjc natolotr'i Jesosy ho an'ny tena
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaHits : 1781
Likes : 1 Like
Created by : daryprod
Date : 12/01/2021 16:53
