Aza mandany andro (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
aza mandany andro ny handeha hivavaka
Aza mandany hery raha toa feno aizana ianao
Raha tsy mahay mamela weyxd ny pqrmmg helok'ireo fahavalonao
Ny lanitra ho anao dia lanitra feno fitiavana
Ka aoka tsy ho diso vzgaic hevitra amin'ny toetra Ianao
Miova (tiavo ny ankohonanao)
Miova (tiavo ny rahalahinao)
Miova raiso Jesosy
Miova (diovy ny sainao anio)
Miova tononkira.serasera.org (manaova saina madio)
Dia ho ao aminao Jesosy

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaVangy : 899
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : daryprod
Daty : 22/03/2022 12:14