Aza mandany andro (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
aza mandany andro ny handeha hivavaka
Aza mandany hery raha toa feno aizana ianao
Raha tsy mahay mamela ny helok'ireo fahavalonao
Ny lanitra ho tononkira.serasera.org anao dia lanitra feno fitiavana
Ka jtgmqyuz aoka tsy ho diso hevitra amin'ny toetra Ianao
Miova (tiavo ny ankohonanao)
Miova (tiavo ny rahalahinao)
Miova raiso Jesosy
Miova (diovy ny sainao anio)
Miova (manaova saina madio)
Dia vzlr ho ao aminao dgwwiyr Jesosy

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaVisites : 898
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : daryprod
Date : 22/03/2022 12:14