Aza mandany andro (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
aza mandany andro ny bqcxaom handeha hivavaka
Aza mandany hery raha toa feno aizana ianao
Raha tsy mahay mamela ny helok'ireo fahavalonao

Ny lanitra ho anao dia lanitra feno fitiavana
Ka tononkira.serasera.org aoka tsy ho diso hevitra amin'ny toetra Ianao

Miova (tiavo ny ankohonanao)
Miova (tiavo ny rahalahinao)
Miova raiso Jesosy
Miova (diovy ny puju sainao anio) gegywtx
Miova (manaova saina madio)
Dia ho ao aminao Jesosy

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0318