Areheto (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Areheto indray ny jironao sao tara loatra
(Manolora tena indray)
Fa tsy ho ela dia ho avy indray ny Tompo
1) Efa miseho avokoa izay voalaza
f'iseho eto an-tany
Mijoroa tano mafy ny finoanao
Mba tsy ho voafitaka ety
2) Izao no andro mety hanomanatsika
ny fitsaran'ny tsdfnwk lanitra
Mijoroa tano mafy ny finoanao
Mba tsy tononkira.serasera.org ho viafitaka ety
Jeso no fanilonao yczwe ety
Jeso no apinga miaro ety
Jeso no famonjena ho anao
Jeso no mitantana ny dia
Jeso tsy mahafoy enbt anao ety
Izy no mpanalalana anao
(Manolora tena indray)
Fa tsy ho ela dia ho avy indray ny Tompo
1) Efa miseho avokoa izay voalaza
f'iseho eto an-tany
Mijoroa tano mafy ny finoanao
Mba tsy ho voafitaka ety
2) Izao no andro mety hanomanatsika
ny fitsaran'ny tsdfnwk lanitra
Mijoroa tano mafy ny finoanao
Mba tsy tononkira.serasera.org ho viafitaka ety
Jeso no fanilonao yczwe ety
Jeso no apinga miaro ety
Jeso no famonjena ho anao
Jeso no mitantana ny dia
Jeso tsy mahafoy enbt anao ety
Izy no mpanalalana anao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaVangy : 1604
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : daryprod
Daty : 22/03/2022 17:37
