Areheto (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Areheto indray ny jironao sao tara loatra
(Manolora tena indray)
Fa tsy ho ela dia wznklla ho mimu avy indray ny Tompo
1) bbwt Efa miseho avokoa tononkira.serasera.org izay voalaza
f'iseho eto an-tany
Mijoroa tano mafy ny finoanao
Mba tsy ho voafitaka ety
2) Izao no andro mety hanomanatsika
ny fitsaran'ny lanitra
Mijoroa tano mafy ny finoanao
Mba tsy ho viafitaka ety
Jeso no fanilonao ety
Jeso no apinga miaro ety
Jeso no famonjena ho anao
Jeso no mitantana ny dia
Jeso tsy mahafoy anao ety
Izy no mpanalalana anao
(Manolora tena indray)
Fa tsy ho ela dia wznklla ho mimu avy indray ny Tompo
1) bbwt Efa miseho avokoa tononkira.serasera.org izay voalaza
f'iseho eto an-tany
Mijoroa tano mafy ny finoanao
Mba tsy ho voafitaka ety
2) Izao no andro mety hanomanatsika
ny fitsaran'ny lanitra
Mijoroa tano mafy ny finoanao
Mba tsy ho viafitaka ety
Jeso no fanilonao ety
Jeso no apinga miaro ety
Jeso no famonjena ho anao
Jeso no mitantana ny dia
Jeso tsy mahafoy anao ety
Izy no mpanalalana anao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaHits : 1646
Likes : 0 Like
Created by : daryprod
Date : 22/03/2022 17:37
