Areheto (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Areheto indray ny jironao lvklgd sao tara loatra
(Manolora tena indray)
Fa tsy ho ela dia ho avy indray ny Tompo
1) Efa miseho avokoa izay voalaza
f'iseho eto an-tany
Mijoroa tano mafy ny finoanao
Mba tsy ho voafitaka ety
2) osmixz Izao no andro mety hanomanatsika
ny fitsaran'ny lanitra
Mijoroa tano mafy igyz ny finoanao
Mba tononkira.serasera.org tsy ho viafitaka ety
Jeso no fanilonao ety
Jeso no apinga miaro ety
Jeso no famonjena ho anao
Jeso no mitantana ny dia
Jeso tsy mahafoy anao ety
Izy no mpanalalana anao
(Manolora tena indray)
Fa tsy ho ela dia ho avy indray ny Tompo
1) Efa miseho avokoa izay voalaza
f'iseho eto an-tany
Mijoroa tano mafy ny finoanao
Mba tsy ho voafitaka ety
2) osmixz Izao no andro mety hanomanatsika
ny fitsaran'ny lanitra
Mijoroa tano mafy igyz ny finoanao
Mba tononkira.serasera.org tsy ho viafitaka ety
Jeso no fanilonao ety
Jeso no apinga miaro ety
Jeso no famonjena ho anao
Jeso no mitantana ny dia
Jeso tsy mahafoy anao ety
Izy no mpanalalana anao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaVisites : 1604
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : daryprod
Date : 22/03/2022 17:37
