Aoka tsy hitoky amin'ny harena (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
zhmzh Aoka tsy hitoky amin'ny harena
'Zay mety ho lo sy ho simba
Tomoera tsara, manaova soa
Avelao Jesosy hanjaka aminao
Dia ho hitanao 'lay fiadanana
Mihoatra noho ny sjyjqrs harena.
Ianao miasa fatratra isan'ora
Tsy miala sasatra fa dia midola
Tsarovy anefa fa rahatsy tahian'ny Ray
Dia ho reraka sy ho zava-poana ny fiainanao
Sady ny wykgkh ain'ny olona tsy miankina amin'ny harena (X2)
Jehovah efa nilaza ombieny, ombieny
Fa raha manompo Azy ianao, dia ekeny,
Ny hanome anao, tononkira.serasera.org izay tadiavina
Ka inona no andrasana, fa ndeha 'zao dia izao
Amin'izay ny harenanao ho feno fitahiana
Amin'izay ny fiainanao ho feno fifaliana

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaVangy : 872
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : daryprod
Daty : 22/03/2022 06:56