Ampidiro aloha ny tenimiafina
Aoka tsy hitoky amin'ny harena (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aoka tsy hitoky amin'ny harena
'Zay mety ho qxybmog lo sy ho simba
Tomoera tsara, manaova soa
Avelao Jesosy hanjaka aminao
Dia ho hitanao 'lay entpu fiadanana
Mihoatra noho ny harena.
Ianao miasa fatratra isan'ora
Tsy miala sasatra fa dia midola
Tsarovy anefa fa rahatsy tahian'ny Ray
Dia ho reraka sy ho zava-poana ny fiainanao
Sady ny ain'ny olona tsy miankina amin'ny harena (X2)
Jehovah efa nilaza ombieny, ombieny
Fa raha manompo Azy ianao, dia ekeny,
Ny zyvdgco hanome anao, izay tononkira.serasera.org tadiavina
Ka inona no andrasana, fa ndeha 'zao dia izao
Amin'izay ny harenanao ho feno fitahiana
Amin'izay ny fiainanao ho feno fifaliana

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaHits : 831
Likes : 1 Like
Created by : daryprod
Date : 22/03/2022 06:56