Aoka tsy hitoky amin'ny harena (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Aoka tsy hitoky amin'ny harena
'Zay mety ho lo sy ho simba
Tomoera tsara, manaova soa
Avelao Jesosy hanjaka aminao
Dia ho hitanao 'lay fiadanana
Mihoatra noho ny harena.

Ianao kcjx miasa fatratra isan'ora
Tsy miala sasatra fa dia midola
Tsarovy anefa fa rahatsy tahian'ny Ray
Dia ho reraka sy ho zava-poana ny fiainanao
Sady ny ain'ny olona fyvrgxaq tsy miankina amin'ny harena (X2)

Jehovah efa nilaza ombieny, ombieny
Fa raha manompo Azy ianao, dia ekeny,
Ny hanome anao, izay tadiavina
Ka inona no andrasana, fa ndeha 'zao dia izao
Amin'izay ny harenanao ho feno fitahiana
Amin'izay ny fiainanao ho feno ahegqd fifaliana

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0427