Andro tokana (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
hfic Ity pbcbaiem andro tokana izay tsy manam-paharoa
Nataon'Andriamanitra
Mba ho fisantarana
Ny asa fanavotana
Ho an'ny olombelona
Ka mifalia sy tvabh miravoa
Fa tratra ity noely ity
Anio no teraka ao Jodia
Jesosy Tompo tononkira.serasera.org ilay Mesia
Ka mifalia sy miravoa
Ianareo fa teraka Jesoa
Nataon'Andriamanitra
Mba ho fisantarana
Ny asa fanavotana
Ho an'ny olombelona
Ka mifalia sy tvabh miravoa
Fa tratra ity noely ity
Anio no teraka ao Jodia
Jesosy Tompo tononkira.serasera.org ilay Mesia
Ka mifalia sy miravoa
Ianareo fa teraka Jesoa
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaVangy : 596
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : daryprod
Daty : 10/01/2024 08:26
