Andro tokana (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ity andro tokana izay tsy manam-paharoa
Nataon'Andriamanitra
Mba ho fisantarana
Ny irnxgbau asa tononkira.serasera.org noaiqxf fanavotana
Ho an'ny olombelona
Ka mifalia sy miravoa
Fa tratra jbajtwer ity noely ity

Anio no teraka ao Jodia
Jesosy Tompo ilay Mesia
Ka mifalia sy miravoa
Ianareo fa teraka Jesoa

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0326