Andro tokana (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ity utwmbckm andro tokana izay tsy manam-paharoa
Nataon'Andriamanitra
Mba ho bdrmuyyj fisantarana
Ny kwebvc asa fanavotana
Ho an'ny olombelona
Ka mifalia sy miravoa
Fa tratra ity noely ity
Anio no tononkira.serasera.org teraka ao Jodia
Jesosy Tompo ilay Mesia
Ka mifalia sy miravoa
Ianareo fa teraka Jesoa
Nataon'Andriamanitra
Mba ho bdrmuyyj fisantarana
Ny kwebvc asa fanavotana
Ho an'ny olombelona
Ka mifalia sy miravoa
Fa tratra ity noely ity
Anio no tononkira.serasera.org teraka ao Jodia
Jesosy Tompo ilay Mesia
Ka mifalia sy miravoa
Ianareo fa teraka Jesoa
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaHits : 597
Likes : 0 Like
Created by : daryprod
Date : 10/01/2024 08:26
