Andeha hitory (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Jesosy no efa nkvzquo nialoha anay
Izy no ampinganay
Fiarovana, ho anao Izy
Na sarotra ny lalan-kaleha
Hizara izahay, ny sitrakao ry Ray
Ka mba tafio finoana sy fandresena izahay

Handeha izahay
Handeha mdzfjfa hitory teny an-kira
Hitety trano sy vazan-tany
Maro ireo mila mandre
Ny filazantsaran'i Jesosy
Ka maro no hovonjena

Ny fahefana efa ato anatinay
Ny fandresena efa nomena anay
Ny teny ho entinay mitory
Dia efa napetraka eo am-bavanay

A/C : gtiaoxz Fiononana Christian

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0391